Japàna

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Japana)
Aller à la navigation Aller à la recherche
 日本国
Nihonkoku
((ja))
((ja))
Japana ((mg))
Sainan'ny Japana Faneva ny Japana
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Tsy misy
Japan-location-cia.png
Teny ofisialy Japoney
Renivohitra Tokyo
35°41′N 139°46′E / 35.683°N 139.767°E / 35.683; 139.767
Tanàna lehibe indrindra Tokyo
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
 - Praiminisitra
Fanjakana entin'antenimiera
Naruhito (徳仁)
Fumio Kishida (岸田 文雄)
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 62
377 975 km²
1,4%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2020)
 - hakitroka
faha 10
126 226 568 mpo.
334[1] mpo./km²

Endrika:Formation pays

Anaran'ny mponina Japoney
IDH (2019) midina 0.919 (ambony) faha-8
Sandam-bola Yen (JPY)
Faritr'ora UTC +9
Hiram-pirenena Kimi ga yo
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+81

Japàna (amin' ny fiteny japôney: 日本 Nippon na Nihon; anarana ôfisialy 日本国 Nihonkoku) dia firenena ao atsinanan'i Azia. Ireo firenena manodidina azy dia i Korea Atsimo sy Avaratra, Sina ary Rosia. Ireo nosy lehibe indrindra izay an'i Japana dia Honshu, Hokkaido, Kyushu ary Shikoku. Ao amin'ireo nosy efatra ireo ireo ny 97% ny mponina manontolon'i Japana, izay miisa 126 tapitrisa mponina. Tokyo izay manana isam-ponina 30 tapitrisa no renivohitra ary tanàna lehibe indrindra ao Japana ary eto amin'izao tontolo izao.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Miteny ny maribolana fa foaforona tamin'ny taonjato faha fito AJK ny Japana, ary ny mpanjaka Jimmu hono no namorona azy. Tafiditra tany japana ny fomba fanoratan'ny Japoney ankehitriny; ary ny pretra no nampiditra azy tany.

Tsy tena mitondra ny mpanjaka, any amin'ny tanan'ny andriana ny hasina.

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Mponina[hanova | hanova ny fango]

Politika[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Endrika:Category handler/numbered ozy ny[http://www.stat.go.jp/data/kokusei/2005/kihon1/00/01.htm Statistics Bureau of Japan