Olombelona

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Olombelona

Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin'ny tongotra roa. Ny olombelona dia malaza amin'ny fahakingan'ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.

Ny olombelon dia zavaboary miavaka amin'ny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoran'ny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy nany tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin'ny fiainany.