Parmenida
Anarana :
Parmenida
Anarana hafa:
Teraka :
26 Desambra -501
Maty:
1 Janoary -450
Toeram-piaviana sy ny andraikitra
Firenena:
Karazana:
Asa :
* filôzôfy
Asa hafa:
Taona niasana :
Momba fiainana manokana
Seha-pitiavana :
Tranokala :
Momba ny olona
Parmenida na Parmenidesy dia filôzôfy , mpanao asa soratra teraka ny 26 Desambra 501 tal. J.K. ary maty tamin'ny ny Janoary 450 tal. J.K. Atao hoe Παρμενίδης / Parmenídês izy amin'ny teny grika . Nanaraka ny fampinarana tao amin'ny sekolin'i Pitagôra izy.
Malaza amin'ny tononkalo nataony izy, dia ilay mitondra ny lohateny hoe Ny amin'ny Natiora , izay nisy akony lehibe teo almin'ny fisainan'ny olona tamin'ny fotoanandrony. Ireo zavatra hitan'ny fikarohany ara-tsaina, indrindra ny fampidirana ny lojika tao amin'ny fisainana araka ny kolontsaina grika, fanampin'ny filôzôfian'ny sekoly milesiana momba ny natiora sy ny teôrian'ny asamarika nataon'i Pitagôra , dia nahatonga an'i Parmenida ho isan'ireo filôzôfa nanana ny maha izy azy teo amin'ny tantaran'ny filôzôfia grika.