Fanjakana Mitambatra
Ny Fanjakana Mitambatra na Fanjakana Mitambatr' i Britaina sy Irlanda Avaratra, dia fanjakana mahaleotena ao Eoropa andrefana niorina tamin'ny 1801. Ireo fanjakana nanorina ilay Fanjakana Mitambatra dia i Britaina Lehibe (Great Britain) (Englanda, Ekôsy, ary Valesa) sy i Irlandy Avaratra.
Sahabo 66 921 307 ny mponina tamin' ny 2019 .[1] Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialy. Ny renivohitra dia ny tanàndehibe London.
Olona[hanova | hanova ny fango]
Ohatra amin' ny olona avy any amin' ny Fanjakana Mitambatra izay nanao fandaharana amin' ny fahitalavitra, sy/na nanoratra boky, momba an' iMadagasikara: David Attenborough, Brian Cox, George McGavin, Charlotte Uhlenbroek sy David Bellamy. Roa karazana ny zavamanan' aina eto Madagasikara nomen' i David Attenborough anarana: ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany