Yom Kippur

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Yom Kippur (hebreo: יוֹם כִּיפּוּר‬ na יום הכיפורים / Yom ha-Kippurim "andron'ny famelan-keloka" na "androm-panavotana") dia andro anaovana fifadian-kanina sy vavaka be ao amin'ny fivavahana jiosy izay tanterahina amin'ny 10n'ny volana Tishri.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]